
Vakio miaraka amin'i Akili - T PC
Ubongo
GameLoopエミュレーターを使用してPCにVakio miaraka amin'i Akili - Tをダウンロードします
Vakio miaraka amin'i Akili - T PC版
開発者UbongoからのVakio miaraka amin'i Akili - Tは、過去にAndroidsystermで実行されています。
これで、GameLoopを搭載したPCでVakio miaraka amin'i Akili - Tをスムーズにプレイできます。
GameLoopライブラリまたは検索結果にダウンロードしてください。 バッテリーに目を向けたり、間違った時間にイライラしたりすることはもうありません。
大画面でVakio miaraka amin'i Akili - TPCを無料でお楽しみください!
Vakio miaraka amin'i Akili - T 序章
トエラナマロビー
Miaràhaamin’i Akili na andro na alina、izy mitsidika toerana maro samihafa ka ahafantarany fa feno zavatra mahafinaritra izao tontolo izao!
Ho aiza i Akili avy eo?アナティアラ?アンボニーサンボ?トラノはありますか? IANAO no misafidy miaraka amin’ity bokim-pifandraisanaity。 Aza adino misavaona ny vorona、mampilalao ny rajako ary ny fifaninanana samboenyan-dàlana!
Manomboka eny ambony rahona hatrany amin’ny ranomasina mamirapiratra、safoy izao tontolo izao miaraka amin’ny ity tantara mampihetsi-poity。
FANDAHARAM-POTOANA
* MAMAKY amin’nyalàlan’ny lentam-pahasarotana
* MANDINIKA teny、sary ary hevitra amin’nyalàlan’ny endri-javatra mifandray
* MIHAINO tantara feno sy fomba fiteny
* MISAFIDY ny toerana alehan’i Akili manaraka—Ianao no manao ny tantara
* AKILI no mitantara azy hatramin’ny farany
* MAZOTOA mianatra mamaky
MAIMAIM-POANA、TSY MISY DOKAMBAROTRA、TSISY VAROTRA AN-KERY!
Maimaim-poana ny atiny rehetra、noforonin’ny Curious Learning sy Ubongo ..
NY FANDAHARAM-POTOANA AMIN’NY FAHITA LAVITRA – AKILI AND ME
Akili and Me dia kilalaon-tsaina amin’nyalàlan’ny sarimihetsika、noforonin’ny Ubongo、mpamorona ny Ubongo kids sy Izaho sy Akili – fampianarana mahafinaritra vita tao Afrika、hoan’nyAfrika。
4 taona i Akili、ary mipetraka miaraka amin’ny fianakaviany izy eny am-pototry ny tendrimbohitra Kilimanjaro、aoタンザニア。 Manana tsiambaratelo izy:rehefa tafatory izy amin'ny alina dia miditraaoamin'ilaytanànamahagagantoinaoeLala Land、toerana hianarany sy ny biby namany、momba ny fiteny、litera sy isa ary zava-kanto、sady -pony ary manova malaky ny fiainan'ny ankizy! Miaraka amin’ny fampielezana manerana firenena dimy、ary fanarahana azy mavitribitrika amin’ny aterineto、tian’ny ankizy maneran-tany mihitsy ny fianarana majika miaraka amin’i Akili!
Jereo ny horonan-tsary Akili and Me amin’ny aterineto ary tsidio ny tranonkala www.ubongo.org raha mandeha amin’ny firenenao nyfampianarana。
MOMBA NY UBONGO
Ubongo dia orinasa sosialy mamorona kilalaon-tsaina mampiasa ny teknolojia efa misy、hoan’ny ankizy aoAfrika。 Manentana ny ankizy hianatra sy hitia fianarana!
Manandratra avo ny herin’ny fialam-boly、ny fihitaran’ny haino aman-jery ary ny teknolojian’ny finday hanomezana fampianarana sy fanabeazana avolenta。
MOMBA NY CURIOUS LEARNING
Curious Learning dia orinasa tsy mitady tombony、nitokana hampianatra hamaky teny sy hanoratra hoan’ireo olona tehianatra。 Vondrona mpikaroka、mpamokatra ary mpanabe izahay、nitolo-tena hampianatra ankizy amin’ny fitenin-drazany maneran-tany amin’nyalàlan’ny porofo mivaingana sy antontan’isavoamarina。
MOMBA NY APPLI
Vakio miaraka amin'i Akili-Toerana Maro Be! Dia noforonin’ny sehatry ny Curious Reader、novokarin’ny Curious Learning hananganana traikefa famakiana manaitra symahaliana。
タグ
教育情報
デベロッパー
Ubongo
最新バージョン
1.01
最終更新
2022-03-31
カテゴリー
教育
上で利用可能
Google Play
もっと見せる
PCでGameLoopを使用してVakio miaraka amin'i Akili - Tをプレイする方法
1. 公式WebサイトからGameLoopをダウンロードし、exeファイルを実行してGameLoopをインストールします
2. GameLoopを開いて「Vakio miaraka amin'i Akili - T」を検索し、検索結果でVakio miaraka amin'i Akili - Tを見つけて、「インストール」をクリックします。
3. GameLoopでVakio miaraka amin'i Akili - Tを楽しんでください
Minimum requirements
OS
Windows 8.1 64-bit or Windows 10 64-bit
GPU
GTX 1050
CPU
i3-8300
Memory
8GB RAM
Storage
1GB available space
Recommended requirements
OS
Windows 8.1 64-bit or Windows 10 64-bit
GPU
GTX 1050
CPU
i3-9320
Memory
16GB RAM
Storage
1GB available space